- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ossetia atsimo: Mandà ny hampitsaharana ny ady i Rosia

Sokajy: Rosia, Zeorzia, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena

Suomalais-venäläinen kansalaisfoorumi no ahitana [1] fa nandà ny volavolan-kevitry ny Vondrona Eoropeana hampitsaharana ny ady any Ossetia Atsimo amin'ny Zeorziana ny Rosiana.