- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ossetia atsimo: Misy ady any Eoropa hoy ny filohan'i Estonia

Sokajy: Estonia, Rosia, Zeorzia, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena

Suomalais-venäläinen kansalaisfoorumi no mamoaka [1] ny tatitry ny Filohan'i Estonia, Toomas Hendrik Ilves, milaza fa vaky ny ady any Eoropa, ary fanampin'izany lazainy koa ny [2] ultimatum Rosiana (fe-potoana farany eken'i Rosia) hametrahan'ny tafika Zeorziana tsy hampiasa ny fitaovam-piadiany any Abkhazia fa raha tsy izany dia potika.