- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Mitondra fivavahana ambony diso fanantenana

Sokajy: Iràna, Fanoherana, Fivavahana, Vehivavy sy Miralenta, Lalao Olaimpika

Kamangir no mitatitra [1] fa nalahelo (tezitra) tamin'ny ekipan'i Iran ny Mpitarika Vavaka isan-Joma tao amin'ny tanànan'ny mpivavaka ao Mashhad, dia ny Ayatollah Seyed Ahmad Alam Alhoda, satria vehivavy no nitarika azy ireo tamin'ny lanonam-panokafana ny lalao olaimpika.