- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: Fifanandrifian-javatra isaky ny volana Aogositra

Sokajy: Rosia, Zeorzia, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Tantara, Vaovao Mafana

Raha raisina ho ohatra ny ady any Ossetia Atsimo nanomboka ny andro nanombohan'ny lalao olaimpika any  Beijing, dia nomarihin'i [1] Ruslanas Iržikevičius ao amin'ny Lituanica ny karazan-doza sy vaovao ratsy mpitranga any Rosia rehefa misy zavadehibe hafa mitranga any amin'ny faritra hafa amin'izao tontolo izao, fa vitsy ihany ireny vaovao ratsy ireny rehefa tsy amin'ny volana aogositra (izany hoe ny volana aogositra no tena itrangany matetika).