- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bahamas: Herisetra an-tokantrano

Sokajy: Karaiba, Bahamas, Fanabeazana, Hafanàm-po nomerika, Lalàna, Vehivavy sy Miralenta, Zon'olombelona

“Araka ny nolazain'ny vaovao tamin'ny radio dia ‘vokatry ny fifamaliana an-tokantrano’ no nahatonga ny fahafatesan'ilay namako Bloneva Bethel. Nahoana moa io no ‘tsy fahafatesana tsy tokony ho nitranga €vokatry ny tsy fahatongavan'ny polisy œara-potoana namaliana ny antso vonjeo tonga tany aminy?'” Weblog Bahamas [1] no misarika ny saina amin'ity raharahan'herisetra mpitranga any an-tokantrano ity.