- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Torikia: Voasakana ny Dailymotion

Sokajy: Tiorkia, Fahalalahàna miteny

Tsy voasokatra hatrany Torikia hatramin'ny faharoa aogositra 2008 lasa teo ilay tranonkala fifampizarandahatsary Firantsay Dailymotion.com [1]. Tsy misy fanazavana ny antony nanakanana ny tranonkala  hoy i Erkan Saka [2], mpamaham-bolongana mipetraka any Istanboul.