- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vietnam: Ny resaka fananahana no be mpitady indrindra

Sokajy: Vietnam, Hehy, Teknolojia

The Comical Hat no nanoratra [1] fa hatramin'ny taona 2007, fa niakatra avo dia avo ny fitadiavana amin'ny alalan'ny voambolana hoe ‘sex’ na fananahana ao Vietnam ary nahasongona ny firenena tahaka an'i Ezipta, India, Maraoka ary Indonesia ary izany.