- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tontolo iainana: Ny fitrandrahana solika

Sokajy: Oganda, Tontolo_iainana

Omar ao amin'ny Safarinotes no mifantoka amin'ny resaka solika ao Ouganda [1], ka manao hoe
“Eo amin'ny resaka tontolo iainana, raha mitandrina dia mitandrina tokoa i Ouganda amin'ny fikajiana akora voajanahary hafa tahaka ny rano, ny tany ary ny fiainan-javaboary DIA (tsy misy tompo ankoatra ny lalàm-boajanahary) dia fantatra amin'ny maha-tsy mifaditrovana sy mpandrava tontolo iainana azy kosa ny orinasan-tsolika.”