Tantara tamin'ny 07 Aogositra 2008
Korea: Fanompoam-pirenena sy fandavana raharaha miaramila
Tsy niverina tany amin'ny vondro-tafika nisy azy ny zatovolahy iray manatontosa ny raharaha miaramilany any amin'ny polisy rehefa avy nahazo fialantsasatra kely ary nanambara ny adin-tsaina mahazo azy (ho fandavana ny raharaha miaramila). Araka ny nolazainy dia mahatsiaro tena ho meloka izy taorian'ny fandravana fihetsiketseham-panoherana iray amin'ny alalan'ny fijoroana an-dalambe...
Taiwan: Shina Taipei!
Michael Turton avy ao amin'ny The View from Taiwan (fijery avy aty Taiwan) no namosabosakevitra tanaty adihevitra miresaka momba an'i Taiwan mandritra ny lalao olaimpika any Beijing. Navoitran'ny mpamaham-bolongana ary fa raha efa lefy ny adihevitra momba ny anarana ho entina, ny asafidianana amin'izao fotoana izao dia eo amin'ny hoe...
Shina: Ny voasakana sy ny tsy voasakana
Maro ny vohikala, tahaka ny Radio free Asia (radio afaho i Azia), no lasa azo tsidihina mandritra ity lalao olaimpika ity, na izany aza hoy i Liu Xiaoyuan dia mbola maro ny bolongana voasakana tsy ho azo tsidihina hatrany. Nofantenana hovahana fatotra noho ny fanerena politika ireo vohikala azo tsidihina fa ny...
Torikia: Voasakana ny Dailymotion
Tsy voasokatra hatrany Torikia hatramin'ny faharoa aogositra 2008 lasa teo ilay tranonkala fifampizarandahatsary Firantsay Dailymotion.com. Tsy misy fanazavana ny antony nanakanana ny tranonkala hoy i Erkan Saka, mpamaham-bolongana mipetraka any Istanboul.
Vietnam: Ny resaka fananahana no be mpitady indrindra
The Comical Hat no nanoratra fa hatramin'ny taona 2007, fa niakatra avo dia avo ny fitadiavana amin'ny alalan'ny voambolana hoe ‘sex’ na fananahana ao Vietnam ary nahasongona ny firenena tahaka an'i Ezipta, India, Maraoka ary Indonesia ary izany.
Tontolo iainana: Ny fitrandrahana solika
Omar ao amin'ny Safarinotes no mifantoka amin'ny resaka solika ao Ouganda, ka manao hoe “Eo amin'ny resaka tontolo iainana, raha mitandrina dia mitandrina tokoa i Ouganda amin'ny fikajiana akora voajanahary hafa tahaka ny rano, ny tany ary ny fiainan-javaboary DIA (tsy misy tompo ankoatra ny lalàm-boajanahary) dia fantatra amin'ny maha-tsy...