- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Lisitry ny vohikala tsy nosakanana amin'ny lalao olaimpika

Sokajy: Shina, Fahalalahàna miteny, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Teknolojia, Vaovao Mafana, Lalao Olaimpika

Life 2.0 mamaham-bolongana Isaac Mao [1] no nanangona [2] ny lisitry [zh] ny vohikala vaovao tsy nosakanana hatramin'ny herinandro teo hanarahana ny lalao olaimpika andro mafana 2008. Maro moa no wmanontany tena [3] hoe mandra-pahoviana izy ireo no tsy hosakanana; Mao kosa nanoratra hoe: ‘faingàna ary misoratana anarana amin'ireny ô!’