- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Barbada: Tsimokaretina tsy mahatombitsiraka

Sokajy: Karaiba, Barbady, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Fivavahana, Foko sy Fiaviana, Hafanàm-po nomerika, Lalàna, Politika, Tanora, Zon'olombelona

Ho tohin'ny ahiahin'ny maro manodidina ilay fahafatesana tsy dia mazava loatra nanjo an'i l'Akobi Tacuma Maloney, Barbados Free Press [1] no nilaza fa: “Sehon'aretina efa mikiky tsikelikely ny fototry ny fiarahamonina mihitsy no nahatonga ny fahafatesan'i I’Akobi – aretin'ny kolikoly zary efa latsa-paka ao anatin'ny kolontsaintsika.”