Tantara tamin'ny 02 Aogositra 2008
Karaiba: Afaho ny tenanao
Androany no antsoina hoe Androm-panafahana any amin'ny zarantany Indiana Andrefana (tsy Karana) - andro fankalazana ny fiafaran'ny fanandevozana, rehefa nambaran'ny lalàna fa olon'afaka amin'izay ny andevo rehetra. 170 taona aty aoriana, vitsy ny mpamaham-bolongana karaibeana nanome voninahitra ny Ntaolony, izay nanao sorona ny tenany hananan'izy ireo ny fahafahany ankehitriny...
Seribia: Afangaron'ny CNN i Budapest sy i Belgrade
Balkan File no nilaza fa “nampifamadihan'ny CNN ho ny sary ny filazalazana ny rotaka nitranga tany Budapest, Haongiria, ny rotaka nitranga tany Belgrade”: “ny fanehoankevitra an-tserasera moa no nanambara fa angamba te-hampiseho...
Isiraely: Aro lozam-pifamoivoizana ho an'ny Silamo
Avy any Isiraely, Not a Fish (tsy trondro) no nanoratra ny fianarana momba ny lalàm-pifamoivoizana ho an'ny mponina tsy jiosy any Isiraely – ary ny tanjona amin'izany dia ny hampihenana...
Madagasikara: Fa iza no handeha any amin'ny lalao olaimpika e?
Misy fisavoritahana ihany ny fahalalana ny isan'ny delegasiona malagasy mandritra ny lalao olaimpika 2008. Mbola tsy nivoaka moa ny filazana ofisialy raha tsy vao andro vitsy foana zay ka nahenoanay fa...
Shina: Lisitry ny vohikala tsy nosakanana amin'ny lalao olaimpika
Life 2.0 mamaham-bolongana Isaac Mao no nanangona ny lisitry [zh] ny vohikala vaovao tsy nosakanana hatramin'ny herinandro teo hanarahana ny lalao olaimpika andro mafana 2008. Maro moa no wmanontany tena...
Madagasikara tamin'i Hong Kong:”Avereno ny Emeraodanay”
Lova Rabary-Rakotondravony no nanazava fa nandefa solontena efatra tany Hong Kong hanao izay hamerenana ny emeraoda lehibe indrindra sy mavesatra indrindra fantatra ankehitriny [ nomena anarana hoe Fanomezan'ny Lanitra] ary...
Barbada: Tsimokaretina tsy mahatombitsiraka
Ho tohin'ny ahiahin'ny maro manodidina ilay fahafatesana tsy dia mazava loatra nanjo an'i l'Akobi Tacuma Maloney, Barbados Free Press no nilaza fa: “Sehon'aretina efa mikiky tsikelikely ny fototry ny fiarahamonina...