- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Tambajotra Viritoaly idifiana sivana

Sokajy: Shina, Fahalalahàna miteny, Fanabeazana, Teknolojia, Lalao Olaimpika

Tamin'ny alalan'ny PandaPassport [1]n'i Rick Martin tao amin'ny Facebook milaza Tambajotra Viritoaly: “Ho an'ny rehetra any Shina, ity no  fanararaotra hijerenao izay tianao hojerena (ialana amin'ny sivana manjaka any).  Mametraka rindrambaiko (riindrankajy) vetivety monja dia vonona ny rehetra…andramo dia ho hitanao [2].