- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Litoania: Tsy hanatrika ny lalao olaimpika ny Filoha

Sokajy: Litoania, Shina, Fanatanjahantena, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika, Lalao Olaimpika

Lituanica no nitondra vaovao milaza [1] fa nanapa-kevitra ny tsy hanatrika ny lalao olaimpika hotontosaina any Beinjing ny filoha Litoaniana Valdas Adamkus.