- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Dominika sy USA: Politika sy Olona

Sokajy: Amerika Avaratra, Karaiba, Dominika, Etazonia, Fahasalamàna, Fifidianana, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Politika, Sakafo, Toekarena sy Fandraharahàna

“Liana dia liana amin'ny fizotry ny fifidianana Amerikana i Chris ao amin'ny Dominica Weekly [1] , ary mitarika azyizany hitodika amin'ny toetoetran'ny politika ao an-tanindrazany: “Angamba ny zavatra mahomby indrindra azontsika atao dia ny milaza ny marina amin'ny manampahefana, midradradradra izay ilaintsika, mitaky ny zo sasantsasany, tahaka ny fitsaboana, fahampiantsakafo, ary fialofana ho an'ny rehetra.”