Maro ny bolongana [1] no nitatitra fa nandao ny toerana mahaminisitry ny kolontsaina azy, deparitemanta nentiny hatrmin'ny 2003, i Gilberto Gil [2] . Mieritreritra ny hanao laharam-pahamehana ny asa mahampihira azy indray izy.
Borazila: Niala tsy ho minisitry ny kolontsaina
· Mpanoratra Paula Góes Nandika Andriamifidisoa Zo
Sokajy: Amerika Latina, Brezila, Fitantanam-pitondrana, Politika, Zavakanto & Kolontsaina