- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona: Siria sy Isiraely

Sokajy: Israely, Libanona, Syria, Fifandraisana iraisam-pirenena

“Firifiry ny isan'ny misolelaka any amin'ny fitondrana Siriana (manohitra an'Isiraely) mandritra ny herinandro? Ny valiny: feno. Koa miangavy re: teneno ny fitondrana Siriana tsy hiteny amin'ny anaran'ny Arabo manontolo raha mampanantena fandriampahalemana sy mandrindra fihavanana amin'Isiraely izy. Ary tsarovy ihany koa fa efa nampanantena toy izany i Sadat (filoha eziptiana taloha nisy namono) tamin'ny androny,” hoy ilay Libaney Dr As'ad Abu Khalil ao amin'ny The Angry Arab News Service [1].