- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afirika Atsimo: Fampidirana ny hetra momba ny gaza karibonika

Sokajy: Afrika Atsimo, Tontolo_iainana

Hetra momba ny Karibôna [1] any Afirika Atsimo, “Eo ampanadihadiana ny fampidirana ny hetran-gaza karibônika ho toy ny fahavononan'i Afirika Atsimo ho fandraisana anjara amin'ny fampihenana ny fiovaovan'ny toetr'andro (mihamiakatra amin'izao fotoana) resahin'ny goverinemanta ankehitriny ny rakibolam-pirenena…”