- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afirika: Fifaninanana mamaham-bolongan'ny olo-malaza

Sokajy: Kenyà, Hevitra, Teknolojia

Fitsinjovana ataona Nairobiana mba te-hahita Famahanam-bolongana ataon'ny efa malaza eto Afirika [1]:Fifaninana izy io ary mitaky tetipanorona tsara omana, maniry te-hahita sokajy manokana ho an'ny bolongana Afirikana ho azy ireny aho, etsy ankilan'izany dia handray ny ohatra tsara ka hanao  fifaninanana ho antsika isika! Misy ve ny hanolotena hanohana ho amin'ny fifaninanan'ny olo-malaza'ny famahanam-bolongana ho an'i Afirika?????”