- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Mirahalahy miady amin'ny SIDA nosamborina

Sokajy: Iràna, Fahasalamàna, Fitantanam-pitondrana, Zon'olombelona

Saffron Sky no nanoratra [1] fa mpikaroka mirahalahy (Dr. Kamiar sy Dr. Arash Alaei), izay fanta-dtaza iraisam-pirenena noho ny asany amin'ny ady amin'ny VIH/SIDA any Iran, no nogadrain'ny fitondrana Iraniana nandritra ny iray volana.