- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

RDC: 1.3 miliara dolara ny vola niodina

Sokajy: R.D. Kongo, Fitantanam-pitondrana

[Tsikin'ny mpandika teny: Tsy vola maditra tsy akory no lazaina fa vola navilivilin'ny sasany] Tany Congo, Nomelohin'ny fiadidiana ny praiminisitra ny sampan-draharaham-panjakana folo any aminy, ary tafiditra amin'izany fanodikodinam-bola mahatratra 1.3 miliara dôlara izany ny sampan-draharaha mpitaky hetra sy haba isan-karazany, ny JIRAMA kongoley ary ny fiantohana, hoy ny tatitry Forum Realisance [1] [Fr] avy amin'i Le Potential.