- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona: Mamelona indray ny fikambanana jiosy

Sokajy: Libanona, Ady & Fifandirana, Fivavahana, Tantara, Zavakanto & Kolontsaina

“Manohana ara-bola sy manavao ny sinagoga, lehibe indrindra any amin'ny tontolo Arabo, Magen Abrahama afovoan-tanànan'ny renivohitra Libaney ny zanaka ampielezana Libaney. Antenaina ho vita mialoha ny faran'ity taona ity na mialoha ny taona 2009 ny fanavaozana,” hoy ny tatitry The Lebanese Inner Circle [1].[Kodiarana Libaney]