- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: Solontenan'ny OSCE voampanga ho mpitsikilo

Sokajy: Rosia, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika

Da RĂºssia (SPA) no milaza ny heviny [1] mikasika ny tenin'ny mpikambana iray ao amin'ny vaomieran'ny fifidianana Rosiana fa mpitsikilon'ny Tandrefana ireo mpanaramason'ny fifidinana nalefan'ny vaomiera Eoropeana any aminy.