- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Costa Rica: Fokonolona Indizeny an-gazety

Sokajy: Amerika Latina, Costa Rica, Media sy Fanoratan-gazety, Teratany

Navoakan'i Alejandro Vargas Johannsen ny lisitry ny torolalana natsangan'ny mpianatry ny Anjerimanontolon'i Costa Rica ho an'ny mpampita vaovao tsy hampiseho fijery miiba rehefa miresaka Indizeny [es] [1]ary, “hahatsiahy ny fanasoavam-bahoaka vitany tamin'ny resaka raokandro, fanolokoloanm-panahy, zavakanto, ary ny fiahiana ny akora voajanahary, indrindra fa ny rano.”