- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afghanistan: Namako omaly, fahavaloko anio

Sokajy: Afganistana, Fifidianana, Politika

The Rumi no mitatitra [1] fa nesorin'ny Filoha Karzai tamin'ny toerany ny Minisitry ny Fitsarana tamin'ny 16 jolay rehefa nilaza ny fikasany hirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena amin'ny taona ho avy io.