- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: Akatony ny Tiribonaly iraisam-pirenena raharaha Yogosilavia taloha

Sokajy: Bosnia Herzegovina, Rosia, Serbia, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Lalàna, Politika, Zon'olombelona

A Step at a Time [dingana amin'ny fotoany] no mandray ho azy [1] ny resadresaka nifanaovana tamin'ny mpikambana ao amin'ny Akademia Rosiana RFE/RL milaza ny fanirian'ny fireneny hanakatonana ny fitsarana iraisam-pirenena misahana ny raharaha Yogosilavia taloha (ICTY na TPIY) taorian'ny nisamborana ny mpitarika Serba Bosiniaka Radovan Karadzic.