Tantara tamin'ny 25 Jolay 2008
Madagasikara: Masoivoho Frantsay voaroaka noho ny vitandratsy
Miady hevitra amin'ny fandroahana ny Masoivoho Firantsay ny mpiserasera Malagasy sy Firantsay. Resaka finoanoam-poana tokoa ve izy ity?
Silaovakia: Mitsipaka ny fahaleovantenan'i Kosovo
Nanambara ny fahaleovantenany ny Repobilikan'i Kosovo tamin'ny 17 feboroary 2008. 43 amin'ny 192 mpikambana ao amin'ny Firenena Mikambana no manaiky ny fahaleovantenan'i Kosovo ary tafiditra amin'izany i Etazonia, Kanada, Aositiralia...
Rosia: Golàgy aseho an-tserasera
Robert Amsterdam no manintona ny fampirantiana an-tserasera ny fomba fiasan'ny Golàgy nandritra ny fitondrana Sovietika – natsangan'ny ivon-toerana momba ny tantaram-pirenena sy ny New Media [haino amanjery vaovao] ao amin'ny ...
Rosia: Akatony ny Tiribonaly iraisam-pirenena raharaha Yogosilavia taloha
A Step at a Time [dingana amin'ny fotoany] no mandray ho azy ny resadresaka nifanaovana tamin'ny mpikambana ao amin'ny Akademia Rosiana RFE/RL milaza ny fanirian'ny fireneny hanakatonana ny fitsarana iraisam-pirenena...