- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Mitohy ny fanakatonana bolongana miresaka lalao olaimpika

Sokajy: Shina, Fahalalahàna miteny, Fitantanam-pitondrana, Teknolojia, Lalao Olaimpika

Nakatona [1] efa herinandro izay ny vavahadin-tserasera mpanolotra bolongana iray anisan'ny ela nijoroana indrindra any Shina dia ny Sohoxiaobao ary hijanona ho amin'izay toetrany izay mandrapahatapitry ny lalao olaimpika amin'ny faraparan'ny volana Aogositra.