- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sodàna: Aiza izany fihetsiketsehana lehibe izany?

Sokajy: Sodàna, Fahalalahàna miteny, Fitantanam-pitondrana, Lalàna, Zon'olombelona

Heba Aly ao amin'ny bolongana Untold Stories [tantara tsy voalaza] avy amin'ny foibe Pulitzer mitatitra ny  Kirizy no mitatitra [1] fihetsiketseham-panoherana ny mety hisamboran'ny fitsarana iraisam-pirenena ny filoha Al-Bashir izay nataon'olona vitsy ka manontany tena hoe nahoana moa no tsy be mpanaraka araka izay nodradradradraina ny fihetsiketsehana.