- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Azerbaijan: Valandresaka momba ny fifidianana any Etazonia

Sokajy: Amerika Avaratra, Azerbaijan, Etazonia, Fifandraisana iraisam-pirenena, Media sy Fanoratan-gazety, Politika

Michael J. Totten's Middle East Journal no mitatitra fa hitsidika an'i Azerbaijan amin'ny volana ambony hanatrika valandresaka momba ny fifidianana any Etazonia sy izay zavatra mifandraika aminy any an-toerana [1]. Mitady fanontaniana azo apetraka hoan'ny mpitondra fanjakana any (Azerbaijan) sy mpitondra fivavahana ary ny mpandraharaha avy amin'ny mpamaky azy ny bolongana.