- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bahamas: kolontsaina fimailo

Sokajy: Karaiba, Bahamas, Fahasalamàna, Fanabeazana, Hafanàm-po nomerika, Tanora

“Mihanaka aoka izany ny aretina azo avy amin'ny firaisana tsy voaro sy ny tsimok'aretina VIH/SIDA any Bahamas , noho ny fitomboana fatratra ny isan'ireo tanora tratran'izany”: Adrian Gibson ao amin'ny WeblogBahamas [1] moa dia manolo-kevitra hisian'ny fimailo any an-tsekoly.