- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Birezila: Nanasonia ny fifanarahana momba ny teny paorotigey i Paoritigaly

Sokajy: Amerika Latina, Brezila, Paortiogaly, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fiteny

Nanasonia ny fifanarahana handravonana ny teny Paorotigey sy ny fanononana azy mba hitovy eo amin'ny firenena 8 miteny azy ny filoha Paorotigey Anibal Cavaco Silva. O Hermenauta [1] [pt] no nitsiditsidika nijery ny hevitra niposaka voalohany avy eny andafy atsimo sy andafy avaratra ary namintina avy eo fa mbola tsy mampifanaraka ilay fifanarahana.