- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Zon'ny mpamorona mandritra ny lalao Olaimpika

Sokajy: Shina, Fanatanjahantena, Media sy Fanoratan-gazety, Toekarena sy Fandraharahàna, Lalao Olaimpika

Toy ny rano atapoka sosoa indroa misesy ny filazalazana entina iarovana ny zon'ny mpamorona, tsy misy mpamaham-bolongana mahazo mametraka sary na mandefa lahatsary mikasika ny lalao olaimpika amin'ny bolongany [1]. Ankoatra izany, maro ihany koa ny fepetra noraisina hiarovana ny mpanohana ny lalao Olaimpika, hosakanana mandritra ny fanatontosana ny lalao olaimpika ny dokambarotra sasany ( hafa) misy (sarina) mpilalao heverina fa mpitondra marika.