- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Côte d'Ivoire: Momba ny kolikoly

Sokajy: Cote d'Ivoire, Fitantanam-pitondrana, Toekarena sy Fandraharahàna

Noresahin'i [1] Théophile Kouamouo [Fr] ny hetsika manokana iadiana amin'ny kolikoly baikon'ny filoha Laurent Gbagbo tany Cote d'Ivoire. Hoy ny sorany: “Hotsaraina ny Oloben'ny orinasan-kafe sy Cacao. Fa tsy hiresaka  betsaka momba ny fahadiovan'ireo mitsara azy isika. Marefo tahaka ny mpanao politika Ivoariana ihany ny  Fitsarana[…] Mila fiovan'ny toe-tsaina marina tokoa isika, ho familian-dalana ny faikan-tsoatoavintsika”.