- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Dokambarotra Olaimpika

Sokajy: Shina, Fanatanjahantena, Toekarena sy Fandraharahàna, Zon'olombelona, Lalao Olaimpika

Adrienne Wong avy ao amin'ny Shanghaiist no nanamarika fa [1] ny doka fanoheran'ny Amnesty International ny lalao Olaimpika  any Shina sy ny dokambarotry Adidas mandritra ny Lalao Olaimpika dia nolokoiin'ny orinasa iray ihany izay tsy iza fa ny (TBWA).