- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bolivia: Ilaharana ny fanafody

Sokajy: Amerika Latina, Bolivia, Fahasalamàna

Dora Romero ao amin'ny Las Ideas Son Primero [es] no nanamarika ny fisian'ny filaharana manoloana ny fivarotam-panafody ao an-tanànan'i El Alto, Bolivia [1]. Manontany tena izy raha marary vokatry ny hatsiaka ny ankamaroan'ny olona na noho ny fahazarana mihinam-panafody fotsiny amin'izao halavana filaharana izao.