Bolivia: Ilaharana ny fanafody

Dora Romero ao amin'ny Las Ideas Son Primero [es] no nanamarika ny fisian'ny filaharana manoloana ny fivarotam-panafody ao an-tanànan'i El Alto, Bolivia. Manontany tena izy raha marary vokatry ny hatsiaka ny ankamaroan'ny olona na noho ny fahazarana mihinam-panafody fotsiny amin'izao halavana filaharana izao.

1 hevitra

  • Soratra miverina: Bolivia » Synchro in Bolivia

    […] Bolivia: Ilaharana ny fanafodyDora Romero ao amin’ny Las Ideas Son Primero [es] no nanamarika ny fisian’ny filaharana manoloana ny fivarotam-panafody ao an-tanànan’i El Alto, Bolivia. Manontany tena izy raha marary vokatry ny hatsiaka ny ankamaroan’ny olona na noho … […]

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.