- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Arimenia: Baolina politika

Sokajy: Armenia, Tiorkia, Ady & Fifandirana, Fanatanjahantena, Fifandraisana iraisam-pirenena, Tantara

Unzipped no milaza ny heviny avy amin'ny tenin'ny filoha vaovaon”i Arimenia navoakan'ny  Wall Street Journal ahitana ny fanantenan'i Serge Sargsyan fa mety hiteraka fifandraisana eo amin'ny tany roa tonta [1] ny fihaonan'i Arimenia sy Torikia amin'ny baolina fandaka hifanintsanana ho amin'nyfiadiana ny amboara erantany amin'ny volana septambra ho avy izao. Mikatona tanteraka manko ankehitriny ny sisitany iraisan'i Arimenia syTorikia.