- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Tsy mandainga ny sary

Sokajy: Iràna, Ady & Fifandirana, Saripika

Nasongadin'i [1] Kamnagir, mpamaham-bolongana  Iraniana, fa sary nalaina nandritra ny fanandramana tahaka ity 2 taona lasa izay ny sary navoaka lazaina ho fanandramana fandefasana balafomanga notontosaina vao teo iny. Raha te-hamaky bebe kokoa ianao dia vakio ao amin'nyView From Iran (fijery avy aty iran) [1] sy New Yrok Times blog [2].