12 Jolay 2008

Tantara tamin'ny 12 Jolay 2008

Arimenia: Baolina politika

Unzipped no milaza ny heviny avy amin'ny tenin'ny filoha vaovaon”i Arimenia navoakan'ny  Wall Street Journal ahitana ny fanantenan'i Serge Sargsyan fa mety hiteraka fifandraisana eo amin'ny tany roa tonta ny...

12 Jolay 2008

Shina : Andao hanao paompy e ! (ala vokona)

Mba fantatrareo moa hoe nahoana no lasa mankafy manao paompy –ala vonkona – aok’izany ny Shinoa anarivoarivony ? Ary tsy mahazo mihoatra ny intelo anefa? Tsy misy resaka lalao olaimpika. Misy ambadika politika ao no antony tokana mahatonga izany.

12 Jolay 2008

Iran: Tsy mandainga ny sary

Nasongadin'i Kamnagir, mpamaham-bolongana  Iraniana, fa sary nalaina nandritra ny fanandramana tahaka ity 2 taona lasa izay ny sary navoaka lazaina ho fanandramana fandefasana balafomanga notontosaina vao teo iny. Raha te-hamaky...

12 Jolay 2008