- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina : Toeram-pisakafoanana = Simba ny Vohikala Mpandikateny

Sokajy: Shina, Fiteny, Hehy

Buxi no mampahatsiaro ao amin'ny Fool's Mountain [Vohitry ny adala] ny loza mety ateraky ny tsy fahalalàna sy ny fahatokisana an-jambany ireo vohikala mpandikateny ka manapariaka sary feno hatsikana [1] nalaina tany Shina : “Translate Server Error” = Simba ny Vohikala Mpandikateny raha Toeram-pisakafoanana [Canteen, cantine] kosa no dikan'ny soratra Shinoa eo anilany.