- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kosovo: Safidin'i Paortigaly sy fihenambidy ho an'ny “mankasitraka”

Sokajy: Kosovo, Paortiogaly, Serbia, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Tsidika

Cafe Turco no manoratra [1] fa mbola tsy eken'i Portugal ny fahaleovantenan'i Kosovo – ary lazainy ihany koa ny fihenambidy ataona trano fandraisam-bahiny iray ao Pristina ho an'ireo “mpitsidika avy amin'ny firenena manohana ny fahaleovantenam-pireneny.”