- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afghanistana: Fanafihana kamikazy ny masoivoho Indiana

Sokajy: Afganistana, Ady & Fifandirana

Sanjar no mitatitra [1] ny fanafihan'ny Talibana tamin'ny alalan'ny fiarakodia misesika baomba ny masoivoho Indiana ao Kabul izay nahafatesana olona 41 sy naharatrana 141.