Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

09 Jolay 2008

Tantara tamin'ny 09 Jolay 2008

Palestina: Vono olona sa horohoro mandripaka?

Ny arabo irery ihany no mpampihorohoro … no vakin’ny lohahevitra ao amin’ny bloagy live from occupied palestine. Ny mpitoraka blaogy dia mindrana ny pejy voalohany mivandravandra (La Une) avy amin’ireo gazety israeliana sy vahiny taorian’i Husam Dwayat Taysir, Palestiniana iray monina ao Jerosalema, nitondra bulldozer iray namakivaky lalambe iray feno...

Japàna : Fanambarana mikasika ireo olona nalaina an-keriny izay miteraka fahatezerana

Ny fanambarana nataon'i Koichi Kato, mambran'ny Antoko Liberaly Demôkratika Japôney [Liberal Democratic Party] sady ministra teo aloha rahateo, tamin'ny 7 Jolay 2008 lasa teo dia niteraka fahatezerana teo anivon'ireo mpiblaogy Japoney sy tao amin'ny vohikala 2channel [Japôney]. Ny tsy fandrosoan'ny adihevitra fikatsahana fihavanana amin'ny Japàna sy Kôrea Avaratra dia narohin'i Koichi Kato tamin'ny...

Jordana : Nametraka hafatra tamin'ny vohikala i Abdallah mpanjakan'ny Jordana

Tamin'iny faran'ny herinandro lasa teo iny, dia nametraka hafatra roa tamin'ny vohikala i Abdallah faha-II mpanjakan'ny Jordana : tao amin'ny gazety Ad-Dustour (teny Arabo) any Jordana, sy ho valin'ny lahatsoratra napariaky Naseem Tarawnah tao amin'ny The Black Iris [Voamaso mainty]. Ireo hafatra ireo dia tohin'ny tafatafa malalaka vao nifanaovan'ny mpanjaka tamin'ny gazety tany an-toerana izay nanolorany...

Shina : Toeram-pisakafoanana = Simba ny Vohikala Mpandikateny

Buxi no mampahatsiaro ao amin'ny Fool's Mountain [Vohitry ny adala] ny loza mety ateraky ny tsy fahalalàna sy ny fahatokisana an-jambany ireo vohikala mpandikateny ka manapariaka sary feno hatsikana nalaina tany Shina : “Translate Server Error” = Simba ny Vohikala Mpandikateny raha Toeram-pisakafoanana [Canteen, cantine] kosa no dikan'ny soratra Shinoa...

India : Taham-pahaterahan'ny vavy mihoatra amin'ny lahy, iva indrindra hatrizay hatrizay

Pascale avy any Abu Dhabi [Fanjakana Arabo mitambatra] no manapariaka ao amin'ny Natifnatal ny tatitra nataon'ny ActionAid, fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana [ONG, NGO] avy any Angletera, izay mampiharihary fa latsaka amin'izay iva indrindra hatrizay hatrizay ny taham-pahaterahan'ny vavy mihoatra amin'ny lahy any India ankehitriny : Dans ce pays où tout le monde...

India : Mpanamory fiaramanidina lahy sy vavy voaroaka nohon'ny lanjan'izy ireo diso tafahoatra

Pascale avy any Abu Dhabi [Fanjakana Arabo mitambatra] no mitatitra ao amin'ny Natifnatal ny fanapahan-kevitry ny fitsarana avo any India izay manome rariny ny fanapahan-kevitry ny orinasam-pitaterana an'habakabaka Air India ny handroaka mpanamory fiaramanidina lahy sy vavy [“hôtesses de l’air” sy “stewards”] nohon'ny hataviny be loatra : la haute cour...

Brezila : Andro Iraisam-Pirenena natokana Hitaingenana Bisikleta (tsy) Am-pitanjahana

Noraràna ny fitanjahana tamin'ny fankalazana ny Andro Iraisam-Pirenena natokana Hitaingenana Bisikleta Am-pitanjahana na “World Naked Bike Ride” (WNBR), any São Paulo, tany Brezila : De acordo com o tenente da PM que estava cuidando da manifestação, a ordem era prender quem exibisse a genitália. Ou seja, protesto tudo bem… mas pelado não… Engraçado como...

Bahraina: Fampanantenana poak'aty

Kosovo: Safidin'i Paortigaly sy fihenambidy ho an'ny “mankasitraka”

Afghanistana: Fanafihana kamikazy ny masoivoho Indiana