- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina : Finday ahafahana miblaogy omena maimaim-poana

Sokajy: Shina, Fanatanjahantena, Saripika, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna, Zavakanto & Kolontsaina, Lalao Olaimpika

Mety iharan'ny fandraràna ny fanaovana tatitra ara-blaogin-dahatsary [1] [Vlogging] manodidina ny lalao Ôlaimpika (araky ny fiheveran-dry zareo [2]), ary manantena ry zareo fa tsy hahakasika ny tolotry fringsters [3] izany izay vao nametraka tolotra vaovao Finday ahafahana miblaogy omena maimaim-poana [3] hoan'ireo rehetra izay mitatitra ara-blaogin-dahatsary ny lalao Ôlaimpika.