- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tonizìa : Ny silamo rehefa mamonjy fiara-manidina

Sokajy: Tonizia, Fivavahana, Foko sy Fiaviana, Vehivavy sy Miralenta, Zon'olombelona

Mizara [1] ny tantara mahatsiravina nahazo azy i Tunisianbelle, ny nisavana azy sy ny nandrovitana ny akanjony, ary niafara tamin'ny fahatarany tamin'ny fiara-madinina novonjeny … izany rehetra izany noho ny fomba fiakanjony fotsiny.