Tadzikistana : Hotrakotraka Tadziky

Patrick Frost no manapariaka ao amin'ny Central Asia [Ivon'i Azia] mikasika ny toe-draharaha politika izay toa mihotrakotraka any Tadzikistana :

Tajikistan, already one of the world’s poorest nations, has suffered much this year with a harsh winter, continuing health concerns, and with rising food prices. But the worse could be yet to come as its President Rahmon’s rule appears to be showing some cracks and news reports about the country have titles such as ‘Who’s in Charge’ and ‘Tajikistan is not in control.’

“Tadzikistana izay efa isan'ireo firenena izay mahantra indrindra eran-tany dia mbola vao nisedra voina maro tamin'ity taona ity nohon'ny hirifirin'ny ririnina, sy ny raharaha ara-pahasalamana izay tsy mety tapitra, ary ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo. Anefa mety miandry ao aloha ao ny tena loza raha hita fa toa mihen-danja ny fahefan'ny fitondran'ny filoha amperin'asa Rahmon ka mahatonga ny tatitra mikasika izany firenena izany hitondra ny lohateny hoe “Izy no eo amin'ny fitarihana” na koa “Tsy tana intsony i Tadzikistana.””

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.