- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kôlômbia : Hanonerana izay fotoana very izay

Sokajy: Amerika Latina, Kolombia, Ady & Fifandirana, Vonjy Voina

Tienen Huevo mankalaza ny fanafahana an-dRamatoa Ingrid Betancourt izay nalain'ny Mpiady anaty akatan'ny FARC ary notazoniny an-keriny [nandritra ny 2318 andro] [1] any Kôlòmbia :

Bienvenida Ingrid… Estamos a la espera de recuperar el tiempo perdido…

“Tongasoa Ingrid… Tsy andrinay ny hanonerana izay fotoana very izay… ”

[FANAMPIM-PANAZAVANA : kandida ho filoham-pirenena, nalain'ny mpiady anaty akatan'ny FARC Tafika Revolisionare Kôlômbiana [Fuerzas armadas revolucionarias de Colombia] tamin'ny 23 Febroary 2002]