- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Faritra Balkanika : Michael J. Totten mpizahatany

Sokajy: Albania, Bosnia Herzegovina, Kosovo, Kroasia, Montenegro, Serbia, Ady & Fifandirana, Fahalalahàna miteny, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Foko sy Fiaviana, Mpitsoa-ponenana, Politika, Tantara, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina, Zon'olombelona

Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika [1] (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra ao amin'ny blaoginy ny valin-taratasy atolony an'i Totten [2].