- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Lithoanìa : Mampiasa fitaovana harifomba Segway ny Polisy

Sokajy: Litoania, Fitantanam-pitondrana, Tsidika

navalny izay mpampiasa ny vohikala LJ [livejournal.com] no manapariaka sary ahitana Polisy mampiasa fitaovana harifomba [1] ifamoivoizana Seg [2]way [3] any Palanga, izay tanana amoron-dranomasina Baltika, any Lithoanìa (RUS).